Aller au contenu

Sepp Herberger

Avy amin'i Wikipedia
Sepp Herberger
Ankapobeny
Anarana Sepp Herberger
Teraka 28 Martsa 1897
Maty 28 Aprily 1977
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Alemaina
Asa :
Fiainana manokana

Sepp Herberger dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i Alemaina teraka ny 28 Martsa 1897 ary maty ny 28 Aprily 1977 tao Mannheim (Alemaina).

  • VfR Mannheim - 1922-1926
  • TeBe Berlin - 1926-1930

Mpanazatra nasionaly alemà

[hanova | hanova ny fango]

1930 - 1945 sy 1950 - 1964 Teo ambany fitarihany, nahazo ny Mondial 1954 i Alemaina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.